Teny iditra (1/2) | 1 varozaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] zavatra lava mirefarefa na mitaritarika teny lava tsy misy antony fa ny teo ihany no averimberina |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#816] état de ce qui est long, fluet et pendant; paroles confuses, désaccord, différend |
Fototeny | 5 rozaka |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 11 varozana |
Teny iditra (2/2) | 12 varozaka |
Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3#816] faible, épuisé |
Fototeny | 15 rozaka |
Fivaditsoratra | 16 avarozak, varozaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |