Teny iditra | 1 vary raraka |
Singan-teny | 2 vary, raraka |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [2.415#3626] C' est comme du riz tombé à terre et éparpillé. Se disait d'un déluge de paroles, et en général de tout ce qui tombe en abondance et longtemps. 5 [1.3] riz tombé à terre, éparpillé poésie libre ou prose poétique; paroles coulantes 6 [1.196] riz répandu sur le sol de la rizière (sens figuré : poème en prose) |
Ohatra |
7 Refodrefotra vary raraka no avy eny an-davarangana. [2.472] 8 Ny efatra misy an' I Lidy no nohitsiny ary ompa vary raraka sy fanozongozonam-baravarana tamim-pahatezerana no re taminy. [2.470] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/27 |