Teny iditra vatako
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Taisaka] izaho [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay  [Taisaka] moi-même [Deschamps 1936]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra vatako
Sokajin-teny anarana vata sy vatana sy mpisolo
Famaritana anglisy my box
¶ my body [3.1]
Famaritana frantsay ma caisse
¶ mon corps [3.1]
Ohatra Tsaroan' ialahy ilay basy ao anaty vatako? [Andraina: Mitaraina, takila 183]

2019/08/17