Teny iditra | vatako | |
Sokajin-teny | mpisolo anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] izaho [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Moi-même [1.82] | |
Tsanganana sy sary iray takila | ny mpisolo rehetra | |
Teny iditra | vatako | |
Sokajin-teny | anarana vata sy vatana sy mpisolo | |
Fanazavàna teny anglisy | My box My body [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ma caisse Mon corps [3.1] | |
Ohatra | Tsaroan' ialahy ilay basy ao anaty vatako?
[2.472] | |
Fivaditsoratra | tavoka, vatako, vatkao |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |