|
|
|
|

Teny iditra1  vatoana
Fototeny  2  vato
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Be vato: Tany votoana, vary vatoana
Hetry, botry, vatokely: Vatoana ity zaza ity
Mafy, sarotra andrahoina: Mangahazo vatoana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#816] pierreux
Figuré: qui a des durillons, dur, de mauvaise croissance, rabougri, de cuisson difficile: Vatoana ity tokotany ity (Il y a beaucoup de pierres dans cet emplacement) ~ Vatoana ity vary ity (Il y a beaucoup de pierres mêlées à ce riz, ce riz cuit difficilement) ~ Vatoana ity zaza kely ity (Ce petit enfant ne croit pas, est rabougri) ~ Vatoana ity mangahazo ity (Ce manioc cuit difficilement, est dur quand il est cuit)
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny vatoana io

Fivaditsoratra  7  anavota, atavano, atavona, atovana, avotana, vatoana, voatana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21