Teny iditra | 1 vatoana |
Fototeny | 2 vato |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Be vato: Tany votoana, vary vatoana 5 Hetry, botry, vatokely: Vatoana ity zaza ity 6 Mafy, sarotra andrahoina: Mangahazo vatoana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 pierreux 8 Figuré: qui a des durillons, dur, de mauvaise croissance, rabougri, de cuisson difficile: Vatoana ity tokotany ity (Il y a beaucoup de pierres dans cet emplacement) ~ Vatoana ity vary ity (Il y a beaucoup de pierres mêlées à ce riz, ce riz cuit difficilement) ~ Vatoana ity zaza kely ity (Ce petit enfant ne croit pas, est rabougri) ~ Vatoana ity mangahazo ity (Ce manioc cuit difficilement, est dur quand il est cuit) [1.3#816] |
Fivaditsoratra | 9 atavano, atavona, atovana, avotana, vatoana, voatana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/13 |