|
|
|
|

Teny iditra1  vatofantsika
Singan-teny  2  vato, fantsika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fonjam-by alentika any anaty ranomasina mba hitana ny sambo tsy handeha
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] (vato fantsika) an anchor, lit. a fixing stone, probably so called because a stone was the primitive form of anchor
also one who cannot leave his position or business.
6  [1.7] an anchor
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] ancre
Ohatra  8  Voankazo tsy fahita io ka samy faly erý ny mpandeha nihinana azy raha vantany vao tafakatra ny vatofantsika. [2.356#]
Voambolana  9  Fifamoivoizan-tsambo
Tsipelina hafa  10  vatofantsika
Tovy hevitra  11  andrisa
Lahatsoratra  12  Randzavola: vatofantsika ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/04