Teny iditra (1/2) | 1 vatolampy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] [vato, a stone] a smooth rock 4 [1.7] smooth rock, bedrock |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] roche de fond 6 [1.5, 1.13] rocher |
Ohatra |
7 [2.131] ary hianao angaha natao vatolampy tsy ho laitry ny rano? 8 [2.293] Tsy herin' ialahy tsinona izao, fa herin' ny vatolampy, ka dia mba mirehaka foana iroa. |
Singan-teny | 9 vato, lampy |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny vatolampy io |
Teny iditra (2/2) | 15 Vatolampy |
Sokajin-teny | 16 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
17 Haitoetany: tanàna |
Singan-teny | 18 vato, lampy |
Fivaditsoratra | 19 lampivato, lampy vato, vatolampy, Vatolampy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11 |
![]() |