Teny iditra (1/2) | 1 vatolampy |
Singan-teny | 2 vato, lampy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [vato, a stone] a smooth rock 5 [1.7] smooth rock, bedrock |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] roche de fond 7 [1.5, 1.13] rocher |
Ohatra |
8 ary hianao angaha natao vatolampy tsy ho laitry ny rano? [2.131] 9 Tsy herin' ialahy tsinona izao, fa herin' ny vatolampy, ka dia mba mirehaka foana iroa. [2.293] |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny vatolampy io |
Teny iditra (2/2) | 14 Vatolampy |
Singan-teny | 15 vato, lampy |
Sokajin-teny | 16 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
17 Haitoetany: tanàna |
Fivaditsoratra | 18 lampivato, lampy vato, Vatolampy, vatolampy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |