|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vatomandry
Singan-teny  2  vato, mandry
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] [Taisaka] Vary afafy amin' ny heniheny ka jinjaina amin' ny ririnina

Teny iditra (2/2)5  Vatomandry
Singan-teny  6  vato, mandry
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana]
Voambolana  8  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  9  androvitam, itandrovam, mandrovita, mitandrova, Vatomandry, vatomandry

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/25