|
|
|
|

Teny iditra1  vato misakana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] sampona
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] obstacle
Ohatra  5  [2.285#] vatomisakana ny fandrosoana
6  [4.27#] vatomisakana ho amin' ny demokrasia : ronono antavy sy kolikoly
Singan-teny  7  vato, misakana
Tovy hevitra  8  zava-misakana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02