Teny iditra vatomizana
Singan-teny vato ; mizana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fonjana metaly ampiasaina amin' ny fandanjana zavatra amin' ny mizana; manana endrika efa raikitra ny vatomizana ary misy tarehimarika milaza ny lanjany avy: 1 kilao, 2 kilao, 5 kilao, sns [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ vato mizana ] A weight used on a scale [1.7]
Fanazavàna teny frantsay [ vato mizana ] Poids de balance [1.8]
 [ vato mizana ] Masse marquée [1.13]
Ohatra Nifanaraka ny roa tonta fa hampiasa famarana sy fandrefesana ary vatomizana mitovy Imerina sy Lalangina mba hampitovy sy hahamarina tsara ka hampandroso ny varotra nifanaovany [2.508]
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01