Teny iditra vatonakoho (vato, akoho)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-bato malemy sady loadoaka [Rajemisa 1985]
 karazam-bato marokoroka maivana sady misokitsokitra avy amin'ny volokano [SLP 1986]
Famaritana frantsay pierre ponce [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra vato paonsy

2013/07/30