Teny iditra vatongaly
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazambato mainty mangilohilo [Rajemisa 1985]
 karazam-bato mainty mafy, vato mainty, vatovy avy amin'ny afotroa [SLP 1986]
Famaritana frantsay basalte [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra bazalta

2009/10/26