|
|
|
|

Teny iditra1  vatongaly
Singan-teny  2  vato, ngaly
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazam-bato mainty mangilohilo
5  [1.13] karazam-bato mainty mafy, vato mainty, vatovy avy amin'ny afotroa
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] basalte
Voambolana  7  Haibolantany
Tovy hevitra  8  bazalta

Fivaditsoratra  9  vatongaly, vola ngita

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/13