|
|
|
|

Teny iditra1  vatosoa
Singan-teny  2  vato, soa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazam-bato sarobidy noho ny hasoany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a precious stone
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] pierre précieuse
Ohatra  7  Dia mandray ampingarabolamena feno vatosoa mamirapiratra fatratra. [1.437#]
Voambolana  8  Haibolantany
Lahatsoratra  9  Randzavola: vatosoa ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  10  vato osa, vatosoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21