Teny iditra vato tsindry hahazana (vato, tsindry, hahy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny vato ataingina eo amin' ny sisin' ny tsihy anahazam-bary mba tsy hikopahan' ny tsihy rehefa tsofin' ny rivotra, ka esorina rehefa mena ny vary
¶ mitovy hevitra: zavatra na olona akipaka rehefa tsy misy ilana azy intsony [Rajemisa 1985]

2012/04/22