Teny iditra vatovandana (vato, vandana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-batofotsy, tsy dia mafy loatra, vandambandana ny sorany ary mety ho tonga malambolambo mahafinaritra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay marbre [SLP 1986]
Voambolana 

2009/10/26