Teny iditra vatovatoina (vatovato)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay pierreux, caillouteux [SLP 1986]
Mpitovy hevitra vatoina

Teny iditra vatovatoina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy ilazana vongan-tsela maty ary mafy any anaty taova vokatry ny raboka [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay tubercule induré [SLP 1986]
Voambolana 
Mpitovy hevitra vatovaton-draboka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31