Teny iditra (1/2) | 1 vatovy |
Singan-teny | 2 vato, vy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Haibolantany |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Karazam-bato mafy mainty avy amin' ny volkano [1.1] 6 anarana iombonan'ny vato misy vatongaly [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 roche basaltique [1.13] |
Teny iditra (2/2) | 8 Vatovy (vato) |
Singan-teny | 9 vato, vy |
Sokajin-teny | 10 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Voambolana |
11 Haitoetany: tanàna |
Tsanganana sy sary iray takila |
12 Fitanisana |
Fivaditsoratra | 13 Vatovy, vatovy, Vatovy, vatovy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/20 |