|
|
|
|

Teny iditra1  vavahoana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tany mitriatra, lempona
Fotoana farany iainana: Efa eo am-bavahoana ihany ilay marary notsidihinay omaly

Fivaditsoratra  4  vavahoana, voahavana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21