Teny iditra vava lalana
Singan-teny vava ; lalana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny tendron' ny lalana roa, na ny toerana manamorona ny lalana [1.1]
Ohatra Ny fanjakan' i Sakatovo no toy ny vavalalana miditra any Mahafaly avy ao avaratra atsinanana, tandrifin' i Bara izay niavian' ny fanafihana an' i Mahafaly indraindray. [2.508]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01