|
|
|
|

Teny iditra1  vava lalana
Singan-teny  2  vava, lalana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ny tendron' ny lalana roa, na ny toerana manamorona ny lalana
Ohatra  5  Ny fanjakan' i Sakatovo no toy ny vavalalana miditra any Mahafaly avy ao avaratra atsinanana, tandrifin' i Bara izay niavian' ny fanafihana an' i Mahafaly indraindray. [2.508#]

Fivaditsoratra  6  avalavalan, navalavala, valavalana, vava lalana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01