|
|
|
|

Teny iditra1  vavan' ny maty an-drano
Singan-teny  2  vava, maty, rano
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  teny mamy na be fampanantenàna noho ny hamaizana, nefa tsy tanana akory rehefa lasa ny loza [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15