Teny iditra | 1 vavarana |
Fototeny | 2 vavatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tatahana kely Vahana, velarina Aseho, ambara, aposaka |
Ohatra |
5 Efa teny amin'ny tendan'i Fandrava ny tady vavarana vao taitra izy. [2.895#] 6 Soa ihany kosa fa maika loatra ireo ka tsy nampiany ny fatorana fa dia ilay tady vavarana ihany no nangeja ahy. [2.643#] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 12 varavaña, vavarana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |