Teny iditra vavarano (vava, rano)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toerana fiafaran' ny ony ka ivarianany any an-dranomasina; vinany
¶ Fihaonan-drenirano roa
¶ Halehiben' ny sakan' ny renirano na ny ony iray [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay embouchure [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra vinanin-dranomasina
Teny nalaina 

Teny iditra vavarano
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] moron-drano, ny faritany sy ny mponina ao [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31