Teny iditra (1/2) | 1 vava tany |
Singan-teny | 2 vava, tany |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ny faritry ny tany iray |
Ohatra |
5 Izy no nanao tsara ambina ny vavatany avy tao andrefana. [2.508#] |
Teny iditra (2/2) | 6 vavatany |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.78] [Mahafaly]
lemaka lava |
Fivaditsoratra | 9 tanavavy, vava tany, vavatany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |