|
|
|
|

Teny iditra1  vavorona
Fototeny  2  vava, orona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ireo lavak' orona roa hita amin' ny olombelona sy ny biby sasantsasany toy ny omby, soavaly, alika, saka sns..., mba hidiran' ny rivotra iainana ary koa hivoahan' ny rivotra izay vao avy niainana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] the nostrils
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] les narines
Voambolana  7  Haiaina
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny vavorona io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07