|
|
|
|

Teny iditra1  vazakakio
Singan-teny  2  vaza, kakio
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazam-boloky madinika toy ny sarivazo, saingy mainty
Voambolana  5  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  6  kakio

Fivaditsoratra  7  vazakakio, voakizaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21