|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  vazimba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Sihanaka] fasana efa ela tsy fanta-tompo [1.78]

Teny iditra (2/3) 4  vazimba
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6 Olona na zavatra kely loha sady fisaka: Fantsika loham-bazimba [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io

Teny iditra (3/3) 9  Vazimba
Sokajin-teny  10  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  11 Olona fohy sady kely, nonina tamin' ny tanin' ny Merina fahizay ary nivavahan' ny olona sasany sy nohajainy ny fasany taty aoriana [1.1]
Voambolana  12  Tantara: firenena
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  15  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  Vazimba, vazimba

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07