Teny iditra | 1 vazivazina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fototeny | 3 vazivazy |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Anaovana vazivazy, vosobosotra: Novazivaziko teo izy dia tezitra Esoina, harabina: Tandremo! tsy azonao vazivazina aho |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.7] to be teased, to be annoyed; to be mocked |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.8] qu'on taquine, de qui on se moque |
Ohatra |
11 [2.131] ny mandadiana aza raha vazivazina tsy mandaitra 12 [2.471] Tsy azo vazivazina mihitsy, fa saiky tafandriana teto izahay, tamin' izay |
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny vazivazina io |
Fivaditsoratra | 14 avazivazin, avizavizan, navazivazy, navizaviza, Ny zazavavy, vazivazina, zazavaviny |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |