|
|
|
|

Teny iditra1  vehivavy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny olombelona vavy natao hiteraka, izany hoe manana ny toe-batana mifanohitra amin' ny an' ny lehilahy: Tsy misy tsy natera-behivavy.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a woman
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] femme
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny vehivavy io
Lahatsoratra  17  Randzavola: vehivavy ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/01