Teny iditra velabelarina (velabelatra (velatra))
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Ohatra 
1Inona no hevitra tian' ny mpanoratra hovelabelarina eto? [2.313]
2Ndeha ho velabelarina tsirairay ny mombamomba azy ireo isanisany avy. [2.245]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : velabelarina, velabelariko, velabelarinao, velabelariny, velabelarintsika, velabelarinay, velabelarinareo, velabelarin', velabelarin-, velabelarim-, velabelari-
Ny lasa : novelabelarina, novelabelariko, novelabelarinao, novelabelariny, novelabelarintsika, novelabelarinay, novelabelarinareo, novelabelarin', novelabelarin-, novelabelarim-, novelabelari-
Ny hoavy : hovelabelarina, hovelabelariko, hovelabelarinao, hovelabelariny, hovelabelarintsika, hovelabelarinay, hovelabelarinareo, hovelabelarin', hovelabelarin-, hovelabelarim-, hovelabelari-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20