|
|
|
|

Teny iditra1  velezina
Fototeny  2  vely
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Kapohina mafy: Noveleziny tamin' ny kibay ilay kely ka saika torana
Kapohina mba hihintsanan' ny voambary: Eo amin' ny famoloana no velezina ny vary
Ampanenoina: Velezo amin' izay àry ny lakolosy ~ Any ambanivohitra dia ny amponga no velezina raha hamory ny fokonolona
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be struck; to be beaten; to be threshed
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] qu'on bat, qu'on sonne, qu'on dépique: Noveleziny mafy loatra ny zanany (Il a battu, réprimandé trop fortement son enfant)
7  [1.8] qu'on bat, qu'on frappe
Ohatra  8  Dia jinjaina rahefa masaka, atonta rahefa maina, velezina amin' ny langilangy hampihintsana ny voa avy amin' ny taho ary hanesorana ny mololo, kororohina hanalana ny akofa. [2.472]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny velezina io

Fivaditsoratra  14  ivelezan, niveleza, velezina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21