Teny iditra velively
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Teny tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy", ka entina manamafy ny fandavana: Tsy fantatro velively izany olona izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Point du tout: Mbola tsy hita velively (Il est encore bien loin) [1.3]
Ohatra 
1Tsy fantatra velively izay nitondrany azy, fa izahay moa dia izao hitanareo tsy mahahetsika izao. [2.324]
2Tsy renao velively akory ny fanatsofohany azy ao: [2.470]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/28