|
|
|
|

Teny iditra1  velively
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy", ka entina manamafy ny fandavana: Tsy fantatro velively izany olona izany
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#824] point du tout: Mbola tsy hita velively (Il est encore bien loin)
Ohatra  5  Tsy fantatra velively izay nitondrany azy, fa izahay moa dia izao hitanareo tsy mahahetsika izao. [2.324]
6  Tsy renao velively akory ny fanatsofohany azy ao: [2.470]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  9  levilevy, velively

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21