Teny iditra velo-maso (velona, maso)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana olona manampandimby afaka hanohy ny raharaha nataony na natombony [Rajemisa 1985]

2012/07/22