|
|
|
|

Teny iditra1  velona ahiahy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Ohatra  3  Raha mbola niady tamin' i Egypta izy, dia velona ahiahy tamin' i Jodia ka nikasa mafy hamoritra izany tany izany hanaiky tanteraka ny fanapahany azy. [1.38]
Singan-teny  4  velona, ahiahy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01