Teny iditra velona ahiahy (velona, ahy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: matahotra
Ohatra Raha mbola niady tamin' i Egypta izy, dia velona ahiahy tamin' i Jodia ka nikasa mafy hamoritra izany tany izany hanaiky tanteraka ny fanapahany azy. [Randzavola: Baiboly, takila 34]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31