Teny iditra | 1 velona ahiahy |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Ohatra |
3 [1.38] Raha mbola niady tamin' i Egypta izy, dia velona ahiahy tamin' i Jodia ka nikasa mafy hamoritra izany tany izany hanaiky tanteraka ny fanapahany azy. |
Singan-teny | 4 velona, ahiahy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |