|
|
|
|

Teny iditra1  venezoelianina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny firenena tompontany any Venezoela (Amerika ataimo)
4 Momba an' i Venezoela, an' i Venezoela na avy any Venezoela: Ny Espaniola no teny tenenin' ny mponina venezoelianina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 Venezuelan [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 vénézuelien, vénézuelienne [3.1]
Voambolana  7  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  8  venezoela, 9  venezoela

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08