|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  venty
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fototry ny isa
Antoko, tsinjara: Lalàna dimy venty sy telonjato
Fotopototra: Holazaiko anao ny ventin' ny lahateny nataony fa henoy tsara àry
Vongana iray mitambatra: Ranony daholo izy izany fa tsy misy ventiny na dia kely aza
Fitarihana hira
4  [1.13] habe fototra ampiasaina amin'ny fandrefesana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] substance; a unit
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] substance
7  [1.13] unité
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  37  Ohabolana misy io teny venty io

Teny iditra (2/2)38  venty
Sokajin-teny  39  anarana
Fanazavàna teny malagasy  40  [1.1] Anaram-bola malagasy ampahenin' ny ariary ny sandany na iraimbilanja; latsaka voamena: 0,80Fr ary miditra amin' ireto anarambola manaraka ireto: lasiventy (ilavoamena sy venty: 0Fr90); ventisikorobo (2Frs); ariary latsabenty (4Frs)
Voambolana  41  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Kamban-teny 
Ohabolana  45  Ohabolana misy io teny venty io

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21