|
|
|
|

Teny iditra1  verahina
Fototeny  2  veraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Vakina roa ka sokafana tsara: Misy vitsika ny voankazo sasany rehefa verahina
Loarana ny tsinainy: Noverahina ilay kisoa rehefa avy nodorana
Velarina: Veraho ny entanao hosavana
Borahina: Aza matahotra fa veraho izay ao am-ponao
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny verahina io

Fivaditsoratra  10  harevany, haverina, iverahan, nahavery, niveraha, verahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21