Teny iditra | 1 verezina |
Fototeny | 2 very |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ariana tsy ho zanaka na atao tonga mietry hamendrehana ka tonga andevo: Noverezina tamin' ny vola tsy vaky izy ~ Verezin-jo Lamina amin' ny tsinontsinona, amin' ny tsy antony: Noverezin-dRamatoa iny tamin' ny resaka tsisy antony fotsiny lahy ny androko |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be sold into slavery |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on réduit en esclavage |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |