Teny iditra verin > very
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy hita izay misy azy, tsy hita izay nalehany: Very ny peniko (izay atao koa hoe: Veriko ny peniko, na Very penina aho) ~ Very ny ondrinay
Lany amin' ny tsinontsinona, amin' ny tsisy antony: Very foana lahy ny androko! ~ Very maina ny hasasarako
(taloha) Nandevozina, nesorina ny zo maha-olona afaka azy: Vary izy mianakavy fa tsy nahaloa ny volan' olona
Voaheloka ho any amin' ny afobe: Ho very izay tsy mibebaka alohan' ny hahafatesany (fampianarana kristianina).
Mitovy hevitra: diso toerana ~ nafoy ~ sira latsaka andrano ~ tsy hita ~ very an-tsavony ~ very faty ~ very momoka ~ very poka ~ very sioka ~ very tadidy
Mitovy hevitra: diso lalana ~ maniasia ~ mirenireny ~ tsy mahita lalana ~ voan' ny tamberintany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Lost
Reduced to slavery [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Perdu
(autrefois) réduit en esclavage [1.8]
Ohatra 
1Aiza izy no very? [1.318]
2Vereza izay ho very! [2.285]
3Kapiteny, very isika! [2.471]
Haiendriteny 
Tsotra : very, verim-, verin-
Tovonana : -bery
Filaza mandidy : vereza
Sampanteny 
Kamban-teny 
Lohateny Tanala very sampy (Rabearivelo Jean-Joseph)
Ohabolana 

Teny iditra verin > very
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  tokoa [1.32, 1.17, 1.28]
  indrindra [1.32, 1.17]

Fivaditsoratra 

Teny iditra verin > verina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahatongavana indray eo amin' ny toerana nialana
Fanaovana dia mianotra
Fanaterana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Retour, recul, répétition [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Teny iditra verin > verina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahatongavana indray eo amin' ny toerana nialana
Fanaovana dia mianotra
Fanaterana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Retour, recul, répétition [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

verin   
fanaingabe
vérin [1.13]