|
|
|
|

Teny iditra1  very saina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tsy mahatsiaro tena hijery sy handinika ny manodidina; lasa adala
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] insane
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] qui a perdu la connaissance, devenu fou, embarrassé, qui ne sait où donner de la tête
6  [1.8] fou
Singan-teny  7  very, saina

Fivaditsoratra  8  ivesarany, very saina, vesarinay

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21