|
|
|
|

Teny iditra1  very tadidy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  enti-milaza ny zavatra tsy tsaroana intsony na olona tsy mahatsiaro na inona na inona intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  no longer remembered, having nothing by which a thing can be any longer remembered. [1.2]5  no longer remembered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  dont on a perdu le souvenir [1.3]7  dont on ne se souvient pas; oublié [1.8]
Singan-teny  8  very, tadidy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01