| Teny iditra | 1 very anarana |
| Singan-teny | 2 very, 3 anarana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza ray na reny niteraka izay nanjary very anarana fa naka ny anaran-janany nampiana hoe Raini na Reni: Very anarana Ratsimandresy fony niteraka an' i Bao fa lasa hoe Rainibao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to have lost rank or position
7 to have changed one's name, as parents not of noble rank so frequently do in taking the name of their first-born child. [1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|