Teny iditra very dia (very, dia)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tsy mifantoka amin' ny zavatra iray manahirana na manorisory intsony ny saina amana eritreritra [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy distracted from the matter at hand [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay dont on détourne l'attention [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31