Teny iditra very hevitra (very, hevitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy miroanahana tsy mahita izay hatao, na handroso, na hihemotra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy confounded, perplexed [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay confus, perplexe [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2010/09/11